Anosibe - Antananarivo: Voasambotra ilay mpamaky fiangonana

  • mardi, 16 juillet 2019 13:05

Tra-tehaky ny Polisy avy ao amin’ny boriborintany fahadimy tao an-tranony tetsy Andavamamba - Antananarivo ilay tovolahy namaky fiangonana sady mpamaky trano eny amin’ny faritra Anosibe iny. Mbola tratra tao an-tranony ireo entana halatra marobe izay azony toy ny « groupe électrogène », solosaina, sns.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.