RN4 Ankazomanga – Andraharo : Hita-maso ny firoson’ny fanamboarana lalana

  • lundi, 10 juin 2019 14:26
  • Sary nomena

Malalaka sady voarakotra tara matevina. Izay no fahitan’ny olona ny ampahan’ny lalam-pirenena faha-4 asiam-panamboarana eo anelanelan’Ankazomanga miazo an’Andraharo mipaka eny Ambodivoninkely Ambohimanarina.

Mandatsaka tara matevina ny orinasa nahazo ny tsenan’asa manatanteraka azy iny, ary efa andalam-pahavitana io ampahan-dalana io amin’izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.