Beraketa - Maintirano: Tamin’ny 10 ora sy sasany maraina vao nisokatra ny biraom-pifidianana

  • mardi, 28 mai 2019 16:17

Nisokatra avokoa ireo birao fandatsaham-bato rehetra miisa 25 388 ny andron’ny fifidianana. Nisy, hoy ny teo anivon’ny CENI, ny fahatarana teo amin’ny fisokafan’ny birao fandatsaham-bato maromaro.

Tao amin’ny Kaominin’i Beraketa, ao amin’ny Distrikan’ny Maintirano, no tara indrindra tamin’izany, satria tamin’ny 10 ora sy sasany maraina vao nisokatra ny biraom-pifidianana. Izany dia noho ny fakana ireo entana nampiasaina nandritra ny latsa-bato.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.