Ambatoboeny: Namboly hazo ny mpino Silamo

  • dimanche, 24 février 2019 14:24
  • Sary nomena

Nisafidy ny CSB sy hopitaly (Centre Hospitalier du District) ny mpino Silamo eto Ambatoboeny ho toerana nanatanterahana fambolen-kazo ny sabotsy 23 febroary 2019, ho fandraisan'anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.