Faritra SAVA: Raikitra ny “Opération Mandio”

  • jeudi, 13 septembre 2018 12:33
  • Sary Gasypatriote Sambava

Haharitra iray volana ity “Opération MANDIO” ity. Nambara omaly tetsy amin’ny tobiny Zandarimariam-pirenena Sambava ny fanombohan’ny hetsika.

Ny tanjona lehibe dia hampandry fahalemana ny tany satria izahay hoy ny komandin’ny Groupement SAVA, Colonel BESOA Sirnot dia tompon’andraikitra amin’izany ary ny vaindohan-draharaha aty SAVA dia ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana momba ny lavanila, ary ny ady amin’ny famotsiana omby halatra.

Na izany aza ny fitandroana ny fandriampahalemana dia tsy misy fetra, hoy ity tompon’andraikitra ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.