Antsirabe: Lanonana ara-pitsarana nanetriketrika

  • mercredi, 08 août 2018 14:45
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

Lanonana ara-pitsarana nanetriketrika no nametrahana an-dRtoa Ramasitera Nihaingo Nasoloharivelo, ho filohan'ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Antsirabe, nandimby an'Atoa Rasoloharisoa, izay nitantana izany an-taonany maromaro.

Ny hametraka indray ny Fitsarana marina miseho amina endrika efatra dia ny fahaleovantenan'ny Fitsarana, tsy mitanila sy ny fanatonana ny vahoaka, ny fanarahana ny fampiharana ny didim-pitsarana, ho fampandrosoana an'Antsirabe.

Nambarany moa fa isan'ny ahatongavana amin'izany ny fahaleovantenan'ny Fitsarana saingy hisy ny hetsika hataon'izy ireo hanatratrarana izany aty Antsirabe.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.