Ntsay Christian: « Fifanomezan-tànana no hahafahana miroso amin’ny fifidianana malalaka »

  • samedi, 09 juin 2018 16:04
  • Sary Primatiora

Nihaona tamin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Ntsay Christian, teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ireo Solombavambahoaka sy Senatera mpomba ny Filohan’ny Repoblika, ny 08 jona 2018, manoloana ny resaka politika sy ny toedraharaham-pirenena ankehitriny.

Nifantohan’ny fihaonana ny momba ny fanomanana ny fifidianana, sy izay mety ho fiaraha-miasa eo amin’ireo parlemantera sy ny fitondram-panjakana, satria hoy ny Praiminisitra, Firenena iombonana i Madagasikara ka ao anatin’ny fifanomezan-tànana no hahafahana miroso amin’ny fifidianana malalaka, mangarahara, madio ary eken’ny rehetra.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.