Mitsinjo - Boeny: Tsy hita popoka ireo fitaovana informatikan’ny CISCO

  • samedi, 02 juin 2018 19:29
  • Sary nomena

Ordinatera sy fitaovana miisa folo mahery sy fitaovana toy ny “imprimante”,... no nanjavona.

Efa natao ny fitsirihana sy fanamarinana ny fahabangana niarahana tamin’ny lehiben’ny Distrikan’i Mitsinjo, ary nanaovana tatitra nalefa amin’ny ambaratonga ambony mifehy ny fanabeazam-pirenena ato amin’ny faritra Boeny.

Misy ny antso miantefa amin’ny sendikan’ny mpampianatra mba hanampy ireo namany aty Mitsinjo hitadiavana vahaolana, satria mirakitra “dossier de renouvellement” miisa 125 sy asa maro samihafa ireo ordinatera tsy hita nanjavonana ireo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.