Ambositra: Hanome tanana amin’ny fanadiovana ny tanàna i Marc Ravalomanana

  • lundi, 14 mai 2018 09:06
  • Sary nomena

Nandalo teto Ambositra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, io maraina io, raha hitodi-doha hiazo an’Antananarivo rehefa avy nanotrona raharam-piangonana FJKM, tao amin’ny sinaodam-paritany Ambalavao.

Nampahafantarin'ny olona ny zavatra isany manahirana azy ireo ity filoha teo aloha ity, anisan’izany ny loto eto an-tanàna.

Nilaza Atoa Marc Ravalomanana fa handefa fiarabe eto Ambositra hanampiana amin’ny fanalana fako.

(Jereo sary tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.