Barikadimy Toamasina: Nisy nandroba ny Chapelle Aumônerie Catholique Universitaire

  • dimanche, 04 février 2018 19:18
  • Sary nomena

Nisy namaky ny alin'ny 02 hifoha 03 febroary 2018 teo ny Chapelle Aumônerie Catholique Universitaire Barikadimy Toamasina (Notre Dame de Fatima). Very tamin'izany ny "table mixeur" sy ny ampli.

Fanin-telony amin'izao ity Chapelle Aumônerie Catholique Universitaire Barikadimy ity no lasibatry ny fandrobana tato anatin'ny roa taona izay.

Halatra sa sotasota ? Mametra-panontaniana ny mpino manoloana ny tranga.

Ny alahady 11 febroary 2018 ho avy izao no hanao "célébration de la foi" ny Fiangonana izay hialohavan'ny fitsidihana pastoraly hataon'ny Eveka ny sabotsy 10 febroary 2018.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.