Sambava: Tsy misy mpiahy ireo tsy manan-kialofana vokatry ny fandrodanana ny trano fonenan’izy ireo

  • jeudi, 09 novembre 2017 12:50
  • Sary Sobika Sambava

Niantso mpanao gazety ireo Ray aman-dreny nonina tao amin’ny vohitra Moratsiazo Antaimby Sambava izay noroahina ary nopotehina fananana.

Miantso ny Benin’ny Tanànan’i Sambava izy ireo mba hijerena toerana azo hialofana.

Vokatry fandravana trano miisa 591, fa lasan’olon-tokana ny toerana, dia ankizy miisa 90 eo no voatery nijanona tampoka tsy niditra an-tsekoly noho fahasimban’ireo fitaovam-pianarana.

 

Commentaires (83)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.