Score Mahajanga: Vehivavy iray tratra nangalatra

  • samedi, 23 septembre 2017 20:43
  • Sary Sobika Mahajanga

Mpiambina no nahatsikaritra ilay vehivavy tamin'ny alalan'ny "caméra de surveillance" naka chocolat, chips, ranomanitra ary paty tao amin'ity tranombarotra ity ary tsy nandalo teo amin'ny toerana fandoavam-bola izy rehefa azony ireo entana ireo, fa nikasa handeha avy hatrany.

Nilaza izy fa noana ka izay no antony nangalarany ireo entana ireo.

Natolotra ny Fitsarana androany ity vehivavy ity.

 

Commentaire (1)
  • Hey guys!!!
    designs and builds specialty lines of lead oxide production equipment, material handling systems, battery related process machinery, parts, and accessories for the battery, pigment, glass, and chemical industries. http://techbasys.com offers technical application and engineering services to help the customer acheive maximum benefit from their equipment and manufacturing processes.
    jeudi, 16 novembre 2017 08:26
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.