Analakely: Nanao bemidina ny Polisy, tratra ireo mpisoloky phone

  • vendredi, 25 août 2017 08:39
  • Sary Njaka

Nanao fidinana tampoka teny Analakely ireo polisy misahana ny fikarohana ka olona telo no voasambotra tamin’izany, vehivavy iray mpitantana orin’asa misahana manokana momba ny finday, lehilahy iray, tompona kioska mpanampy azy.

Tratra tamin’izany ireo fitaovana maro fisolokiana noentin’ireto mpanao asa ratsy ireto nanao ny asany.
Isan'ny anenjehana azy ireo ny fisolokiana fanovana ireny IMEI amin'ny finday ireny, famafana code amin'ireny finday halatra sy tsy fantam-piaviana ireny, déblocage phone.

Natolotra ny fitsarana avy hatrany moa izy ireo miaraka amin’ireo fitaovana nogiazana.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.