Mahajanga: 35,07% ny taham-pahafahana bakalorea 2017

  • jeudi, 24 août 2017 22:32
  • Sary Sobika Mahajanga

Nivoaka io tolakandro io nanerana ireo foibem-panadinana rehetra ny voka-panadinana bakalorea taty Mahajanga.

Toy ireo voka-panadinana tany amin’ireo Faritany hafa manerana an’ i Madagasikara, nihena ihany koa ny taham-pahafahana fanadinam-panjakana bakalorea ho an’ ny Faritanin’i Mahajanga tamin’ity taom-pianarana ity raha noharina tamin’ny taon-dasa, saingy tsy dia ambony loatra io fihenana io raha mitaha amin'ny any amin’ny faritra sasany satria 0,7%.

Raha ho an’ny fampianarana ankapobeny, 34,38% izany ary 55,80% kosa ho an’ ny fampianarana teknika.

Toy izao y taham-pahafahana ho an’ny isan-tsokajy:
A 1: 38,08%
A2 :34,38%
C : 37,44%
D : 32,18%
Tertiaire : 71,06%
FTG : 30%
Génie civile : 52,49%
Industrielle : 48,56%
Agricole : 43,75%

Raha tsiahivina, miisa 20 743 ireo mpiadina ary ny 7 274 no afaka ka nahazoana io salan’isa 35,07% io.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaires (2)
  • Viagra E Ricetta Medica Mixing Amoxicillin Wine Together [url=http://cheapcheapvia.com]viagra[/url] Priligy Paypal Boutique En Ligne Site Dura Dapoxetine
    vendredi, 27 octobre 2017 15:25
  • Cialis Buy Online Progesterone Order Now Low Price With Free Shipping Amoxicillin Causes Stomach Discomfort [url=http://tadalaf20mg.com ]online pharmacy[/url] Isotretinoin on line El Cialis No Me Hace Efecto Achat De Clomid
    mardi, 26 septembre 2017 18:50
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.