Fianarantsoa: 49,95% no taham-pahafana Bakalôrea

  • jeudi, 17 août 2017 20:51
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Nahitàna 49,64% ny taham- pahafahana tamin'ny sokajy ankapobeny, 56,79% kosa izany ho an'ny Teknika sy Teknolojia.

Nihena io vokatra io, hoy ny talen'ny sampan-draharaha misahana ny fikarakarana sy famoahana ny fanadinana. Toy izao ny vokatra amin'ny antsipirihany:

A1: 60,71%
A2: 47,87%
C: 58,50%
D: 51,66%
Technique: 56,58%
Technologie: 58,82%

Ikalamavony no nazahoana vokatra tsara indrindra amin'ny taham-pahafahana 77,04%, ary i Manakara no ambany indrindra amin'ny tahany 35,77%, ny an'i Fianarantsoa kosa dia 50,72%.

Arak'izany dia 12 776 no isan'ireo mpianatra afaka Bakalôrea teto amin'ny farintany Fianarantsoa raha 25577 no isan'ny mpiadina.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaires (102)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.