Fihaonanan'ny solombavambahoaka sy ny mpanao gazety

  • lundi, 04 juillet 2016 14:23
  • Tigre
  • Sary : Njaka

Mbola eo am-piandrasana ny solombavambahoaka filohan'ny komisiona ny mpanao gazety, mbola tsy misy aloha hatreto ny zavatra tapaka fa miandry izay fihaonana izay.

Tsiahivana moa fa raha tapaka tamin'ny zoma teo fa ahemotra ny fandinihina ilay code de la communication, dia ny sabotsy teo dia nampiantso fivoriana tsy ara-potoana ny Solombavambahoaka ny goverenemanta handinihina ilay code de la communication sy lalàna lehibe 3 hafa.

Mbola hihenjana izany ny tady eo amin'ny mpanao gazety sy ny mpitondra izay manao amboletra hampandaniana ity lalàna momba ny serasera ity.

journalistes 1

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.