Lalam-pirenena faha-6 : Tapaka ny tolakandro teo

  • mardi, 19 janvier 2016 21:58
  • Britto
  • Sary Sobika
Tapaka tanteraka nanomboka ny tolakandro teo ny lalam-pirenena faha-6 vokatry ny fiarakaran’ny rano teo amin’ny “radier” ao Tanetilava sy Tsangambato. Na ny « transbordement » amin'ny lakana aza mananosarotra noho ny hery vaikan’ny rano.
Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.