Depiote Rabenerika Charlot : Maniry hotendrena Loholona ?

  • jeudi, 14 janvier 2016 11:22
  • Britto
  • Photo: Njaka
Ny MAPAR rehetra nisafidy ny tsy handray anjara tamin'ny fihinanam-be teny Iavoloha ny zoma 8 janoary 2016, fa Ralôlô na Harinosy Rabenerika Charlot, Solombavambahoaka MAPAR voafidy tany Soavinandriana Itasy, ohatran'ny fanaony hatrany, dia nanivaka teny, ary raha ny re dia miandrandra ny ho tendren'ny Filoha ho Loholona.
Marihina moa fa ny Filohan'ny MAPAR Andry Rajoelina, ny Filoha teo aloha isany, Zafy Albert sy Didier Ratsiraka dia tsy nandray anjara tamin'izany fihinanam-be izany.
sobika depiote rabenierika charlot02
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.