Fitanterana an'habakabaka: Natsahatra ny sidina rehetra miditra sy mivoaka an'Antananarivo ary koa an'i Toamasina

  • mardi, 24 mars 2020 17:35
  • Zakaria

Ho fisorohana ny fihanaky ny valan'aretina Coronavirus, dia nanapa-kevitra ny Fanjakana hanatsahatra ny sidina rehetra miditra sy mivoaka an'Antananarivo ary koa an'i Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.