Coronavirus: Mandalo fitiliana mari-pana ireo mpandeha aty Sambava

  • lundi, 17 février 2020 22:55
  • Zakaria
  • Sary nomena

Aty amin'i seranam-piaramanidina Sambava, mandalo fitiliana mari-pana ny mpandeha rehetra avy any Antananarivo ho fisorohana, ny fidiran'ny aretina Coronavirus ato amin'i faritra SAVA.

(Jereo Sary tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.