Ny Rado Rafalimanana: Atao famotorana eny amin’ny Toby Ratsimandrava

  • lundi, 17 février 2020 09:37
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Voaantso atao famotorana ao amin’ny Toby Ratsimandrava i Ny Rado Rafalimanana, filohan’ny ONG Ny Fanahy Maha Olona, io maraina io. .

Miankina amin’ny toromariky ny Fampanoavana ny hanolorana azy na tsia amin’ny Fitsarana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.