« Rocade Marais Masay »: Fiara kely nitrongy andrinjiron’ny Jirama

  • dimanche, 16 février 2020 14:01
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitolefika nodomin’ny fiara kely iray ny andrinjiron’ny Jirama mitondra herinaratra mahery vaika eny amin’ny « Rocade Marais Masay ». Ny alin’ny sabotsy 15 febroary no niseho ny loza, izay niteraka fikorontanan’ny herinaratra tamina faritra vitsivitsy teto an-drenivohitra.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.