Andekaleka: Hetahetan’ny mponina ny hamerenana zotran-dalamby

  • samedi, 15 février 2020 10:30
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Maniry fatratra ny hamerenana indray ny fiarandalamby mpitatitra olona ny mponina aty Andekaleka. Nanomboka ny taona 2018 izy ireo no tsy nisy fiarandalamby nitatitra intsony ka sahirana amin'ny famoahana vokatra sy ny fitsaboana marary.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.