Ministeran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola: Voatendry ho Sekretera Jeneraly i Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo

  • mercredi, 12 février 2020 23:03
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra androany ny didim-panjakana manendry an-dRtoa Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo ho Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola, hisolo toerana an’i Bien-Aimé Raoelijaona.

Filohan’ny « Commission Nationale des Marchés Publics (CNMP) » teo anivon’ny ministera ity ihany izy talohan’izao nanendrena azy ho Sekretera Jeneraly izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.