Kraomita Malagasy: Mitaky ny karamany roa volana ny mpiasa

  • lundi, 10 février 2020 22:49
  • Zakaria
  • Sary: ‎Haja Tatamo NyAina‎

Nanao hetsika fitakiana karama roa volana desambra 2019 sy janoary 2020 ny mpiasan’ny orinasam-panjakana KRAOMA (Kraomita Malagasy) ao Brieville Andriamena, androany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.