Governora: Hiisa 23, ary hanana tetibola 5.0 miliara Ariary isanisany

  • lundi, 02 décembre 2019 11:28
  • Zakaria

Miisa 23 ny Governora (Faritra) raha ny voarakitry ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana taona 2020, na tsy mbola misy didim-panjakana vaovao mamaritra ho 23 ny isan’ny Faritra aza.

Samy hahazo tetibola 5 miliara Ariary isanisany ireo Governora manerana ny faritra telo amby roapolo (23), ka hatokana ho amin’ny fandaniana ho hanapamokarana ny 4 miliara Ariary ao anatin’izany ary ho amin’ny fandaniana ho fampandehanan-draharaha ny 1 miliara Ariary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.