Kaominina ambohivohitra Antsohihy: Nivoaka mpandresy ny kandida Nasiry Ali

  • lundi, 02 décembre 2019 11:14
  • Zakaria

Raha ny vokatra vonjimaika navoakan’ny SRMV dia nandresy ny kandida tsimiankina Nasiry Ali tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna teto amin’ny Kaominina ambohivohitra Antsohihy natao ny 27 novambra 2019 teo.

Mitarika kosa ny lisitra IRD amin’ny fifidianana mpanolontsain’ny tanàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.