Oniversite Antsiranana: Hitokona ny SECES manomboka ny alatsinainy 18 novambra

  • lundi, 18 novembre 2019 09:06
  • Zakaria
  • Sary fampihaingoana nindramina

Nanapa-kevitra ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra mambra ny SECES sampana Antsiranana, nandritra ny fivoriambe nataon’izy ireo ny 15 novambra 2019, fa hampiato ny asa pedagojika rehetra manomboka ny alatsinainy 18 novambra 2019.

Ny tsy fisian’ny vahaolana manoloana ny fitakiana ireo ora fanampiny sy fitakiana ataon’ireo namany ao amin’ny SECES Antananarivo no voalaza fa antony.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.