Nosy Malagasy: Maniry ny handefasana mivantana amin’ny TVM ny dinika eny Andafiavaratra ny maro

  • lundi, 18 novembre 2019 09:02
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary

Hanomboka anio eny amin’ny Lapan’Andafiavaratra ny asan’ny vaomiera iombonan’i Madagasikara sy Frantsa hamolavola ny drafitra hamerenana ireo Nosy Malagasy amin’i Madagasikara, ho fampiharana ny fanapahana noraisina teo anivon’ny Firenena Mikambana tamin’ny 1979.

Maniry ny handefasana mivantana amin’ny TVM ny dinika eny Andafiavaratra ny Malagasy maro, hisian’ny mangarahara.

Manentana ny Malagasy, indrindra ireo monina manodidina ny toerana hisian’ny fivoriana, ny ministeran’ny fiarovam-pirenena mba hanangana Sainam-pirenena malagasy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.