Antsakabary: Nofaohon’ny rivo-mahery ny tafon’ny Brigadin’ny Zandary

  • dimanche, 17 novembre 2019 09:05
  • Zakaria
  • Sary nomena

Namela takaitra teo amin’ny Brigadin’ny Zandarimaria Antsakabary, Distrikan’i Befandriana-Avaratra ny rivotra nifofofofo niseho teto an-toerana.

Fanorenana foto-drafitrasa vaovao no heverina hanoloana ny simba.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.