Antananarivo Renivohitra: Hiadihevitra etsy amin’ny Lapan’ny tanàna indray ireo kandida Ben’ny tanàna

  • jeudi, 14 novembre 2019 15:57
  • Zakaria

Fihaonana mivantana fanindroany ity hotanterahina anio tolakandro etsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ity, taorian’ny nokarakarain’ny mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny 8 novambra lasa teo.

Ny FES (Friedrich-Ebert-Stiftung) no mikarakara ity fampihaonana an’ireo kandida Ben’ny tanàna miisa dimy anio ity, arahina adihevitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.