Ivato-Ambohidratrimo: Mpanohana ny Kandidà Penjy Randrianarisoa tapa-tanana niharan’ny herisetra

  • vendredi, 08 novembre 2019 16:41
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Niharan’ny herisetra ny mpanohana an’i Penjy Randrianarisoa, Kandida Ben’ny tanàna Tiako i Madagasikara ao Ivato, Distrika Ambohidratrimo.

Avy nametaka afisy no voalaza niharan’ny hetraketraka ka tapaka ny tanany. Tsaboina ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha izy amin’izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.