Lycée Technique Professionnel: Mitaraina ho tsy mbola nandray karama ireo mpiasa ECD sy « Vacataire »

  • lundi, 04 novembre 2019 19:22
  • Zakaria

Velontaraina ireo mpiasa ECD sy « Vacataire » eo anivon’ny Lycée Technique Professionnel sy CFP (Centre de Formation Professionnelle) saika manerana an’i Madagasikara fa volana maro no tsy nandray karama. Folo volana ny an’ny sasany, ny an’ny hafa mananika ny herintaona ny karama tsy azo, nefa ity ny taom-pianarana vaovao efa hanomboka.

Efa nangataka fihaonana tamin’ny Minisitra mpiahy ny fampianarana teknika izahay nandritry ny efatra andro fa tsy nahazo ka amin’ny alarobia 6 novambra 2019 izao no hisy fivoriana hanapahana hevitra amin’ny hetsika izay hataonay, hoy ireto mpiasa ireto.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.