Bakalôrea 2019: Hivaly amin’ny alakamisy ny andiany faharoa manokana

  • lundi, 04 novembre 2019 19:15
  • Zakaria

Nanao fampahafantarana amin’ny takelaka facebook azy ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, fa hivoaka amin’ny alakamisy 7 novambra 2019 izao ny voka-panadinana bakalôrea andiany faharoa manokana, izay notanterahina ny 23 ka hatramin’ny 26 oktobra 2019 teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.