Ambodisaina - Toamasina II: Miantso vonjy ny olona fa mihanaka indray ny radaka boka

  • mercredi, 09 octobre 2019 14:04
  • Britto
  • Sary nomena

Mameno tanàna aty Ambodisaina, Kaominina Toamasina suburbaine, distrikan'i Toamasina II ireo karazan-tsahona lehibe, antsoin’ny olona hoe : « radaka boka ». Sahona misy poizina izy io ka na ny biby mihinana azy aza maty. Miantso vonjy ny mponina manoloana izany, satria atahorana ny ankizy, ny fiompiana ihany koa mety ho ripaka.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.