Bakalorea 2019: Hisy « 2ème Session »

  • dimanche, 06 octobre 2019 22:48
  • Britto
  • Sary TVM

Foibem-panadinana miisa 10 amin’ireo 299 manerana ny Nosy no nisy fikorontanana tamin’ny fanadinana Bakalorea, ary ny 3 tamin’ireo no voakasiky ny fivoahan’ny laza adina mialoha ny fotoana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina tamin’ny fandaharana manokana tamin’ny haino aman-jery.

Nandroso vahaolana manokana raisin’ny fanjakana ihany koa izy, fa tsy foanana ny fanadinana vita fa hisy kosa « 2ème Session » ho an’ireo mpiadina tsy afa-panadinana, mba hanomezana herijika azy ireo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.