Bakalorea 2019-Toamasina: Ny "série A2" no betsaka tsy matotra

  • mercredi, 02 octobre 2019 19:41
  • Zakaria

272 tamin'ireo mpiadina voasoratra anarana tamin'ny fanadinana bakalorea teto Toamasina no tsy tonga niatrika fanadinana ny andro voalohany, ny alatsinainy 30 septambra 2019. Mbola nisy hafa tsy tonga ihany koa ny talata. Mpiadina ao amin'ny "série A2" ny ankamaroan'ireo teto Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.