Andramasina: Namela takaitra ny rivotra nisafotofoto sy ny havandra

  • mardi, 01 octobre 2019 22:37
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Niendaka ny tafo, nidaboka ny andrin-jiro, tapaka ny hazo, niraradraraka ny havandra, simba ny trano, fiara… Namela takaitra taty Andramasina, Faritra Analamanga ny safotofoton’ny rivotra narahina orana sy havandra androany tolakandro.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.