Cathédrale Andohalo: Tonga niarahaba ny Papa Fransoa ny Filoha teo aloha Ravalomanana mivady

  • samedi, 07 septembre 2019 18:47
  • Tigre

Taorian'ny fihaonan'ny Papa Fransoa tamin'ireo Eveka Katolika teny Andohalo, dia tonga niarahaba ny Papa Fransoa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny Ben'ny Tanànan'Antananarivo renivohitra Lalao Ravalomanana.

Nisy fifanolorana fahatsiarovana teo amin'ny roa tonta. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.