10 aogositra 1991 - 10 aogositra 2019: Zary angano sisa

  • samedi, 10 août 2019 20:10
  • Britto

Nandriaka ny rà, maro ny aina nafoy, hikiakam-pahoriana noho ny pilotra, grenady, tifi-basy nosedrain'ny Vahoaka tanam.polo. Izay no namarana ny "Diaben'ny fahafahana" ny 10 aogositra 1991 niazo an'i Mavoloha, Atsimondrano. 28 taona aty aoriana, na ny tantara aza mila hanadino, zary angano sisa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.