Kitra – Barea JIOI: Napetra-pialana i Rôrô, mpanazatra

  • lundi, 22 juillet 2019 22:16
  • Britto
  • Sary nindramina

Miaiky i Rakotondrabe Romuald na Rôrô, mpanazatra Barea JIOI, fa isany tomponandraikitra ny tenany matoa tsy tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea amin’ny fiadiana ny tompondakan’ny ranomasina indianina amin’ny baolina kitra.

Nanapa-kevitra ny tenany fa « hiala amin'ny toerana maha mpanazatra satria tsy nahomby ».

(Jereo Sary Tohiny)

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.