Alakamisy-Ambano: Lehilahy iray tratra nitazona basy tsy ara-dalana

  • lundi, 22 juillet 2019 10:40
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

Basy gasy tsy ara-dalana no tratra tany amin’ity lehilahy ity, miaraka amin’ny bala tena izy fampiasa amin’ny basy « calibre 12 ». Ny Zandary avy ao amin’ny « Poste Avancé » Antanamanjaka no nisambotra azy tany aminin’ny Kaominina Alakamisy-Ambano, Distrika Antsirabe 2.

Natolotra ny Fampanoavana teto Antsirabe ny alakamisy 18 jolay ilay lehilahy ary notanana am-ponja vonjimaika.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.