Marolambo: Tra-doza ny fiara nitondra soliky ny Jirama

  • lundi, 22 juillet 2019 08:50
  • Britto
  • Sary: Lindbergh Chrys Yves

Efa hiditra ny tanàna no nivadika ny fiara nitondra solika ho an’ny Jirama Marolambo omaly alahady. Nisy mpandeha niaraka tamin’ny fiara, fa nieren-doza izy ireo.

Ny haratsian-dalana no voalaza fa fototry ny loza.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.