Bazar Kely - Toamasina: Kilan’ny afo ny 95%-n’ny tsena Esplanade ambany

  • dimanche, 21 juillet 2019 19:27
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tsy mazava ny anton’ny fahamaizan’ny tsena Bazar Kely fa samy manana ny ambarany ireo mpivarotra may fananana. May avokoa 95%-n’ny tsena Esplanade ambany ; misy entan'ny mpivarotra vao avy nampidirina no may, bodofotsy sy lamba firakotra avokoa, mitentina 20 tapitrisa Ariary.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.