Bazar kely - Toamasina: Nitrangana haintrano

  • samedi, 20 juillet 2019 22:15
  • Britto
  • Sary nomena

Nijoalajoala ny afo, nanazava ny faritry ny Bazary kely ny hariva teo. Trano maromaro no indray levon’ny afo. Tsy mbola fantatra ny antony nahatonga ny afo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.