Fonjan'Ambalatavoahangy: Mirefodrefotra ny basy

  • samedi, 20 juillet 2019 12:53
  • Britto

Nanaitra ny mponina manodidina ny firefodrefotry ny poa-basy ao amin'ny fonjan'Ambalatavoahangy - Toamasina io maraina io.

Tsy mbola nahazoam-baovao hatreto ny eo anivon'ny fandraharaharana ny fonja na nisy voafonja nikomy, na nikasa hitsoaka na efa nisy tafatsoaka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.