Mahamasina: Misaotra ny vahoaka malagasy ny Barea

  • samedi, 13 juillet 2019 22:55
  • Britto

Nankasitraka ny filoham-pirenena mivady sy ny governemanta ary indrindra ny vahoaka Malagasy ny kapiteny Faneva Andriatsima sy ny Mpanazatra Nicolas Dupuis.

Manomboka miakatra tsirairay ireo ekipa rehetra.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.