Fahatongavan’ny Barea: Polisy 950 no indray hahetsika

  • vendredi, 12 juillet 2019 22:36
  • Britto

Hanampy ireo amperin’asa hisahana ny fandrindrana ny fifamoivoizana sy ny fitandroana ny filaminana, hanomezana voninahitra ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny fahatongavan’izy ireo an-tanindrazana rahampitso tolakandro.

Hafaliana, fahamendrehana, firaisankina no 'ndeha hitsenantsika rehetra azy eny an-dalana hihazo ny renivohitra, hoy ny fanentanana ataon’ny Polisim-pirenena.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.