Toamasina: Voasambotra ilay gadra nitsoaka

  • vendredi, 12 juillet 2019 19:28
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tra-tehaky ny mpandraharaha ny fonja, tao Analakininina – Toamasina ny alakamisy 11 jolay, ilay voafonja nitsoaka teny an-dalana nentina namonjy mpitsabo raha nilaza narary ny 27 novambra 2018.

Voaheloky ny Fitsarana ambony roa taona an-tranomaizina, sazy mihatra, izy noho ny hosoka amin’ny raharaha tany.

Ireo mpandraharahan'ny fonja avy amin’ny sampana hery vonjy taitra no nisambotra azy taorian'ny angom-baovao azon'izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.