Barea an’i Madagasikara: Caire – Istanbul – Ivato ny diany

  • vendredi, 12 juillet 2019 19:22
  • Britto
  • Sary nindramina

Anio amin'ny 10 ora alina eo no hiala ao Caire renivohitr’i Egypta ny Barea an’i Madagasikara. Hihazo an'i Istanbul any Torkia ny fiaramanidina mitondra azy ireo, ary higadona eny Ivato rahampitso sabotsy 13 jolay amin'ny 3ora latsaka folo tolakandro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.